Entrée famahoahana (vahoaka)
Partie du discours nom
Définition malgache Famoriana olona vitsivitsy mba hiasa sy famahanana azy avy eo
¶ Fametrahana ho takatry ny vahoaka, fampielezana amin' ny vahoaka: anisan' ny zava-dehibe eo amin' ny fampandrosoana ny famahoahana ny fampianarana [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31