Entrée valalatsimandadiharona (valala, tsy, lady, harona)
Partie du discours nom
Définition malgache Teny enti-milaza ny zaza amam-behivavy izay tsy mba afaka mandositra raha misy fahatairana [Rajemisa 1985]
Exemples Satria ny mpanjakany, na izay mpitarika azy, tsy mba nijery loatra izay ho soa ho an' ny vahoakany, fa niray petsapetsa tamin' ny mpamarina olona hamitaka ny valalatsimandadiharona: [Andriamalala: Ranomasina, page 61]

Mis à jour le 2020/07/31