|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  valala
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  3 innombrable [1.3]
4 Se disait de ce qui est innombrable [2.415]
Kamban-teny rehetra  5  Fikambanana 8 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)6  valala
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Karazam-bibikely lava tanana, maitso na manja, ary misy tongony efatra ka ny roa eo aoriana lavalava kokoa noho ny eo aloha, izay ahafahany mitsambikina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 a grasshopper, a locust [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 sauterelle, criquet [1.8]
Voambolana  11  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Zanakanarana 
Kamban-teny rehetra  35  Fikambanana 30 amin' io teny io
Ohabolana  36  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  37 Randzavola: valala ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  38 lavala, valala

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09