Entrée tsimbotry
Partie du discours nom
Explications en malgache Anarana omena ny valala adrisa mbola kely ka tsy tonga elatra fa mandady sy mitsipitsipika fotsiny amin' ny tany [1.1]
Explications en anglais The adrisa grasshopper before it has its wings [3.1]
Explications en français La sauterelle adrisa quand elle n'a pas encore ses ailes [3.1]
Exemples Tsy tsimbotry aman'adrisa
ka ho samborin'izay manan-tanana rehetra
fa valala avy lavitra ny havanao
ka mifidy taon-kihaviana
[2.131]
Vocabulaire 
Hypéronyme valala
Co-hyponymes adrisa, aketa, ambolo, ambolokely, ampongavato, dongara, fisanga, kijeja, koraika, mahaverizoky, ramijaingy, sompanga, tsikondry, tsimbaivay, tsimbatavata, tsimbolavola, tsimpefe, tsindakana, tsindrano, tsingentana, tsipefe, zafinadrisa
Proverbes 

Mis à jour le 2023/04/26