|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 ambolo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 fahaiza mamantatra zavatra amin' ny fofony
4 fikarohan' ny orona amin' izay niavian' ny fofona [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 flair, l'odeur de la piste
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/5) | 16 ambolo |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 se disait d'une jeune fille remarquable par sa beauté
[2.415] |
| Teny iditra (3/5) | 19 ambolo |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
21 karazam-balala kelikely, maitso ny volony
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
22 a species of green locust
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
23 nom de la sauterelle verte
[1.3] 24 sauterelle de très belle espèce [2.415] |
| Voambolana | 25 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Kamban-teny rehetra | 48 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Ohabolana | 49 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (4/5) | 50 ambolo |
| Sokajin-teny | 51 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
52 (de volo = bambou, parce qu'il pousse souvent dans les forêts de bambous). Neophloga mananjarensis Jum. & H. Perrier (Arecceae). Très petite espèce à stipe grêle.
[Betsimisaraka]
[1.196] |
| Voambolana | 53 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (5/5) | 55 am-bolo |
| Singan-teny | 56 volo |
| Sokajin-teny | 57 kambanteny |
| Fivaditsoratra | ambolo, am-bolo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|