Entrée sompanga
Partie du discours nom
Définition malgache Karazam-balala lehibe sady matanjaka, fahita amin' ny tany mafana lava bozaka. (Valala vavy lehibe toy ny adrisa ny sompanga ka noheverin' ny ntaolo ho tsara sy ambony fa hoy ny mpikabary raha miala tsiny: "Tsy mba ny sompanga mpiantendro vero izahay fa ny kijeja mifanafosafo amin' ny ahipalana") [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise a species of grasshopper [3.1]
Traduction française une espèce de sauterelle [3.1]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Analogues  valala
Exemples ary sompanga no ody zaza halainao ao. [Dahle: Angano, page 7]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31