|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tsindrano
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazam-balala any anaty rano izay mitomamotamo ny volony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a species of grasshopper [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 nom d'une sauterelle de couleur olivâtre. Paracinema tricolor, Th. [1.3]
Voambolana  6  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Renianarana 
Anarana iray reny 
Kamban-teny rehetra  29  Fikambanana 6 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)30  Tsindrano
Sokajin-teny  31  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  32 nom d'une catégorie de Hovas attachés au service du souverain ou des princes [1.3]
Tovy hevitra  33 tsindranolahy

Fivaditsoratra  Tsindrano, tsindrano, 34 tsindrona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21