Entrée mamahoaka (vahoaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mamory olona vitsivitsy mba hiasa ary mamahana azy avy eo
¶ Mametraka ho takatry ny vahoaka, mampiély amin' ny vahoaka: Anisan' ny fototry ny fandrosoana ny mamahoaka ny fampianarana [Rajemisa 1985]
Traduction française Réunir un certain nombre de personnes, emprunter leur service en les nourrissant ou leur distribuant de la viande [Abinal 1888]
Morphologie 
mamahoaka
namahoaka
hamahoaka
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31