|
|
|
|

Entrée1  tsinjo
Partie du discours  2  participe
Morphologie 
3  Présent :
4  Passé :
5  Futur :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  32  [1.1] Sandra hita tsipalotra: Tsinjoko teny an-tsena Rakoto tamin' ilay maizim-bava vilany iny
hita avy amin' ny toerana ambony: Tsinjoko ery an-dohasaha ny ondrinareo miraoka ahi-maitso
Tazana lavitra: Tsinjonao ve iry vato mandondona be iry? Any ambadik' iny no misy ny any aminay
Explications en français  33  [1.3#780] Aperçu, regardé de haut en bas, au loin: Tsinjoko eny an-tsaha ny ombiko (J’aperçois mes bœufs dans la campagne) ~ Tsinjoko teny an-dalambe izv ilay efa maizimaizina iny ny andro (Je l’ai aperçu sur la route à l’entrée de la nuit)
Exemples  34  [2.470] Analakely tomefy vahoaka anefa no tsinjo ary vahoaka minia tsy mahalala ny hamafin' ny toetr' andro noho ny antom-pivelomana manery sy mahazaka maniriraka.
Proverbes  35  Proverbes contenant le mot tsinjo

Mis à jour le 2025/09/02