|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 mitsinjo
Fototeny  2tsinjo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mitazana lavitra avy amin' ny toerana ambony: Mitsinjo ny eny an-tsaha rehetra eny izahay.
5Manatrika: Tsy tsara, hoy ny Ntaolo, ny manorin-trano mitsinjo vava lohasaha.
6Mitandrina, miambina: Mitsinjo sy mitahy ny velona ve ny Razana?.
7Mikarakara: Tokony hitsinjo ny ho avintsika isika dieny izao.. [1.1]
8mihevitra ny ho avy. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  9Regarder de haut en bas, au loin.
10figuré: surveiller, veiller sur quelqu’ un, avoir soin de quelqu’un, des animaux. [1.3]
11prévoir. [1.13]
Ohatra  12 Ny tany mitsinjo vody lohasaha dia tsy misalasala ka fadiana. [1.381#]
13 Raha mitohy izany, dia mitsinjo ny hoaviny ireto tanora ireto. [2.445#]
14 Ny fanendasana sy ny fampirimana an-tsobika no tonian-dahasa ny alarobia tontolo sy ny alakamisy tsy ahita-mitsinjo olona. [2.470]
Haiendriteny 
15 Ny ankehitriny :
16 Ny lasa :
17 Ny hoavy :
18 Filaza mandidy :
Mpanahaka  19 mandala, 20 miahy, 21 misaingy, 22 mitandrina, 23 mitandro, 24 mitsimbina
Kamban-teny rehetra  25Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  26 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4)27 Mitsinjo
Sokajin-teny  28 anarana (orinasa, sns.) [Fitanisana]
Voambolana  29 Toe-karena: tonta printy, sary
Boky momba Madagasikara 
30Ranitra Rajaonarison Elie1992

Teny iditra (3/4)31 Mitsinjo
Singan-teny  32tsinjo
Sokajin-teny  33 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  34 Haitoetany: tanàna

Teny iditra (4/4)35 Mitsinjo
Singan-teny  36tsinjo
Sokajin-teny  37 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  38 Haitoetany: tanàna
Sary 

Fivaditsoratra  39 mitsinjo, Mitsinjo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02