Entrée | tsinjo | |||||||||||||||
Partie du discours | participe | |||||||||||||||
Explications en malgache | Sandra hita tsipalotra: Tsinjoko teny an-tsena Rakoto tamin' ilay maizim-bava vilany iny Hita avy amin' ny toerana ambony: Tsinjoko ery an-dohasaha ny ondrinareo miraoka ahi-maitso Tazana lavitra: Tsinjonao ve iry vato mandondona be iry? Any ambadik' iny no misy ny any aminay [1.1] | |||||||||||||||
Exemples | Analakely tomefy vahoaka anefa no tsinjo ary vahoaka minia tsy mahalala ny hamafin' ny toetr' andro noho ny antom-pivelomana manery sy mahazaka maniriraka.
[2.470] | |||||||||||||||
Morphologie |
| |||||||||||||||
Dérivés |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Mots composés |
| |||||||||||||||
Toponymes |
| |||||||||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot tsinjo | |||||||||||||||
Mis à jour le 2023/09/10 |
![]() |