Entrée |
tsinjovina
(tsinjo)
|
Partie du discours | verbe passif
|
Explications en malgache | Jerena avy amin' ny toerana ambony, jerena lavitra:
Tsinjovy kely ange iretsy ombinay erỳ an-dohasaha e! Manao ahoana izany habeny! ¶ Tandremana, ambenana: Tsinjovy tsara ny zandrinao, anaka, sao dia potraka [1.1]
|
Morphologie |
tsinjovina
tsinjoviko
tsinjovinao
tsinjoviny
tsinjovintsika
tsinjovinay
tsinjovinareo
tsinjovin'
tsinjovin-
tsinjovim-
tsinjovi-
| |
notsinjovina
notsinjoviko
notsinjovinao
notsinjoviny
notsinjovintsika
notsinjovinay
notsinjovinareo
notsinjovin'
notsinjovin-
notsinjovim-
notsinjovi-
| |
hotsinjovina
hotsinjoviko
hotsinjovinao
hotsinjoviny
hotsinjovintsika
hotsinjovinay
hotsinjovinareo
hotsinjovin'
hotsinjovin-
hotsinjovim-
hotsinjovi-
| |
tsinjovy | |
|
Exemples | Manan-draharaha any avaratra izy, tsy hitako, miafina any atsimo, tsy haiko tsinjovina.
[2.996]
|
Proverbes |
|