|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 mahatsinjo |
| Fototeny | 2 tsinjo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 to be able to look over from above or from afar
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 pouvoir regarder d'en haut ou de loin
[1.8] |
| Ohatra |
6 Natopiny tany amin' I Lidy indray anefa ny masony, ka toa matahotra ny herim-batana ananany toa mahatsinjo ny valifaty mety hahazo azy.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 10 Ambalamahatsinjo |
| Teny iditra (2/3) | 11 Mahatsinjo |
| Singan-teny | 12 maha~, 13 tsinjo |
| Sokajin-teny | 14 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Ohatra |
15 Efa tonga ao mahatsinjo ve i Masy?
[2.471]
|
| Voambolana | 16 Haitoetany: tanàna |
| Teny iditra (3/3) | 17 Mahatsinjo |
| Singan-teny | 18 maha~, 19 tsinjo |
| Sokajin-teny | 20 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Ohatra |
21 Efa tonga ao mahatsinjo ve i Masy?
[2.471#]
|
| Voambolana | 22 Haitoetany: tanàna |
| Sary |
|
| Fivaditsoratra | mahatsinjo, Mahatsinjo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|