Entrée | 1 fitsinjovana (tsinjo) |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fitazanana lavitra, fitazanana avy ambony: Avy eny an-tampon' Ankaratra no fitsinjovana tsara indrindra an' Antananarivo [1.1] 4 Fitandremana, fiambenana: Nankinina tamin' Ikoto ny fitsinjovana ny vorona sao lasa [1.1] 5 Fikarakarana lavitra: Adidinao ny fitsinjovana ny zandrinao [1.1] |
Explications en anglais |
6 The act of overlooking from afar [1.7] 7 Care, supervision, regarder au loin (action de), surveillance (une), soins (des) [1.7] |
Explications en français |
8 L'action de regarder au loin, le lieu, la surveillance, les soins [1.3#780] 9 Action de regarder au loin [1.8] 10 Soins [1.8] |
Exemples |
11 ny lalàna mifehy ny asa, ny zo sendikaly, ny zo hitokona ary ny fitsinjovana ara-tsosialy; [1.320#] 12 Misy kosa ny fantatra fa fitsinjovana ny filaminana amin' ny fiaraha-monina an-toby : tsy mahazo mikasika vehivavy. [2.472#] |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/03/27 |