|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  ranitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Toetran' ny zavatra manify dia manify ka mahadidy na mitsilotsilo ka mahaloaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 sharpness, keenness of edge. See rangitra [1.2]
5 sharpness [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 état de ce qui est aiguisé, effilé comme un tranchant, état de ce qui est pointu comme une lance [1.3#508]
7 état de ce qui est bien tranchant [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  24  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)25  ranitra
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [rañitra] 27 sakaiza ara-pitiavana, vady tokantranomaso [Tambahoaka] [1.78]
28 Vady tsy aradalana, vehivavy iaraha-mipetraka tsy ara-dalèna, tokantranomaso, vazo, sengy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  29 concubine : celui qui entretient un concubine [1.3#508]
Ohatra  30  Ary sanatrian' ny 'vava, raha Randriamatoa no ratsy fitondra vady, indrindra ka hanitsakitsa-bady, handehandeha amin' olon-kafa, ary hanao vady hatakalo ranitra, ka lazany izy no manam-bady, fa ny fony sy ny sainy ary ny tenany sy ny volany atolony ho an' olon-kafa : tia olon-kafa noho ny vady izany ka efa tsy olona fa biby. [2.346#30]

Teny iditra (3/3)31  Ranitra
Sokajin-teny  32  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  33 Rajaonarison Elie
Mpanonta printy  34  Mitsinjo. 1992. Haavony: 21cm. Ambainy: 13.5cm. Takila: 128.
Sary 

Fivaditsoratra  Ranitra, ranitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21