|
|
|
|

Entrée1  mitandrina (tandrina)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  Mampifantoka ny saina amin' ny zavatra iray ka manao izay rehetra azo atao mba tsy hisy hahavoa ny tena amin' izany: Mitandrema tsara rehefa mihazakazaka sao potraka
4  Miambina olona, manara-maso izay ataony: Tovolahy kely iny no nitandrina ny mpianatra ka nolalaoviny fotsiny
5  Mikarakara, manolokolo, mikajakaja: Aoka tandrina ity boky ity ohatra ny anakandriamaso ianao
6  Manaraka, manatanteraka: Izay te ho voavonjy, aoka hitandrina ny didy [1.1]
Explications en anglais  7  to take care of; to look after; to be careful [1.7]
Explications en français  8  prendre soin de, surveiller; avoir soin [1.8]
Exemples  9  Aleo mitandrina ihany fa loza izay teo izay. [2.4]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Analogues  14  mikolokolo, manolokolo, mitity, mikarakara, mahavatra, mahakandikandy, mikajy, mikojakoja, miahy, mikononkonona, mitaiza, mitsabo15  miambina, miandry, miaro16  misoroka, mitsimbina, mitandro, misaingy, mandala
Proverbes  17  Proverbes contenant le mot mitandrina

Mis à jour le 2023/01/20