|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mikarakara
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 misaritaka [Bezanozano] [1.78]

Teny iditra (2/3)4  mikarakara
Fototeny  5 karakara
Sokajin-teny  6  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  7 Mitandrina, manao izay hahasoa fatratra sy manokana: Mikarakara tokoa ny vadiny Ramatoa iny
8 Miahy, miraharaha: Tsy natao hikarakara ny baolina aho
9 Manamboatra, manomana: Efa misy mikarakara ve ny sakafon' ny vahiny
10 Mifehy, mitondra, manapaka: Iza no mikarakara ity faritany ity? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to take care of, to look after [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 prendre soin de; se charger de [1.8]
Ohatra  13  Ny toe-pahasalaman' ny toby dia ny mpimasy no mikarakara azy. [2.472]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :

Teny iditra (3/3)18  mikarakarà
Fototeny  19 karakara
Sokajin-teny  20  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikarakara [Fitanisana]

Fivaditsoratra  mikarakara, mikarakarà, 21 mirakaraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21