Entrée |
misaritaka
(saritaka)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Définition malgache | Mikorontana, tsy milamina: Aza fady fa misaritaka be ihany ity ny tranoko ¶ Mifaningotsingotra tsy hita lany: Misaritaka ity tady ka aoka hotapahina fa manala ¶ Misafotofoto tsy mihogo na mirandrana (volo): Misaritaka ny volonao fa hogoy kely [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | to be in disorder [Hallanger 1973]
|
Traduction française | être pêle-mêle [Hallanger 1974]
|
Morphologie |
|
Exemples | Misaritaka ny olona eo mikarakara sakafo ho an-dRagova. [Andraina: Mitaraina, page 34]
|
Citations |
|