|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitsimbina
Fototeny  2 tsimbina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mikarakara tsara, miahy: Mitsimbina ny raharahany tokoa iny lehilahy iny
5 Manao izay tsy hahasimba na hahakely...: Mitsimbina tokoa ny voninahitrao anie aho matoa tsy niteny anao teo imasom-bahoaka!
6 Manampy sy manasoa, miantra: Raha Rangahy iny aloha dia tena mitsimbina ny madinika mihitsy, fa tsy mba ohatra ny sasany be vava fotsiny [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  mitsimbìna
Fototeny  12 tsimbina
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsimbina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mitsimbìna, mitsimbina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21