Entrée mitaiza (taiza)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mampinono, mamelona: Nitaiza ny zanany rehetra io vehivavy io
Mikarakara izay hahasoa, miahy: Rakoto zokiko no mitaiza io lahiantitra io
Mitovy hevitra: mamelona ~ miahy ~ mikajakaja ~ mikanonkanona ~ mikarakara ~ miraharaha
Manao izay haha-olom-banona: Mitaiza tsara ny mpianany io mpampianatra io. [1.1]
Explications en anglais To nurse, to bring up [1.7]
Explications en français Nourrir, élever [1.8]
Exemples Izy izao no mitaiza an-dRazaimalala? [2.324]
Morphologie 
Présent : mitaiza
Passé : nitaiza
Futur : hitaiza
Impératif : mitaizà
Mots composés 
Proverbes 

Entrée mitaizà (taiza)
Partie du discours impératif du verbe actif mitaiza [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Mis à jour le 2023/06/13