|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mikajakaja |
| Fototeny | 2 kajakaja |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitandrina ka manao izay hahasoa: Ramatoa oadiko no mikalakaja ny tokantranonay
5 Manao, manamboatra, mamonona: Ny zokinay no mikajahaja ny sakafo maraina 6 Mitandrina, manara-maso: Mihajakaja ny fanaovan-dalana Rakoto [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 11 manolokolo, 12 mikarakara |
| Teny iditra (2/2) | 13 mikajakajà |
| Fototeny | 14 kajakaja |
| Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikajakaja [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | mikajakaja, mikajakajà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|