|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  tony
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Maotona tsy misy rivotra: Andro tony.
4 Mandry, tsy mihetsi-mahery: Ranomasina tony.
5 Milamina, miadana rehefa avy nijaly na nitebitéby: Efa tony ny sainy hatramin' ny nandrenesany fa tsy anisan' ny niharan-doza ny zanany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 quiet, calm. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 tranquille, calme. [1.8]
Ohatra  8  Nangina tsara ny andro tamin'izay, sady tony dia tony ny rivotra. [2.324]
9  Niverina tsy fidiny izahay, mba tsy hanohitra ny teniny, satria lanitra manga no teo ambony lohanay, ny rivotra tony, ny ranomasina nilamina. [2.471]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  22 elanelan' angôvon-toerana raha tony

Teny iditra (2/5)23  toñy
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny malagasy  25 fanononana. [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (3/5)26  toñy
Sokajin-teny  27  anarana
Fanazavàna teny malagasy  28 toerana misy mpanazary na hazary ka fijoroana. [Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (4/5)29  tony
Sokajin-teny  30  anarana
Fanazavàna teny malagasy  31 vidy, vidiny. [Tambahoaka] [1.78]

Teny iditra (5/5)32  tony
Sokajin-teny  33  anarana
Fanazavàna teny frantsay  34 charme protecteur d'un territoire, d'un village, d'un parc à bœuf ou d'un terrain de culture. [1.414#224]

Fivaditsoratra  35 ntoy, 36 Otnì, 37 Otny, 38 tony, toñy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/12