| Entrée | 1 fanonena | 
| Radical | 2 tony | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fanaketrahana; fampiononana: Asain' ny olona misotro rano mangatsiaka kely ny olona tezitra mba ho fanonena ny fo [1.1] | 
| Anagrammes | 5 fanenona, 6 fanonena, 7 fonenana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |