|
|
|
|

Teny iditra1  mitony
Fototeny  2 tony
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mihaketraka, mihalefy: Efa mitony ve ny hatezerany?
5 Mionona: Mitony ihany ny alahelo rehefa ela ny ela [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be calm, to be quieted [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 être serein, calme, apaisé: Nitony ny rivotra (Le vent s'est apaisé) ~ Nitony ny hatezerany (Sa colère s'est apaisée)
8 se ralentir, se dit des affaires, des corvées [1.3#727]
9 se calmer, s'apaiser [1.8]
Ohatra  10  Nony nitony izany, nanoaka sahala amin' ny avy natory izy [2.472]
11  Indraindray aho mba mitony sy resy lahatra ihany fa matetika kosa dia, ehe! [2.528#141]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  mitony, 16 motiny

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08