|
|
|
|

Teny iditra1  fitony
Fototeny  2 tony
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra na olona mitony, na mihalefaka, mihaketraka; fihalefahana, fihaketrahana: Ny fitonin' ny rivotra no tsy nahafahan' ny sambonay nandeha [1.1]

Fivaditsoratra  5 fintio, fitony

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12