Entrée tondro
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] fanondro [1.78]
 Fanondro: Ny rantsantanana manarakaraka ny ankibe no atao hoe Tondro
¶ Fanondroana: Mahasosotra ahy loatra izay tondro molotra nanaovany ahy izay [1.1]
Explications en anglais the pointer finger [1.7]
Explications en français l'index
¶ action d'indiquer avec le doigt [1.8]
Vocabulaire 
Dérivés 
Mots composés 
Phytonymes 
Exemples Tondro belakaTondro vaventy
raha ny mpangalatra no handray tanana anao
atsipazo toa fatim-bibyTondro
belakaTondro vaventy
raha ny tsara fanahy kosa no manolo-tanana anao
ataovy diavolan-tanteraka ny kibo [2.131]

Entrée tondro
Partie du discours nom
Explications en français caractéristique; flèche, indicateur, extrémité, vecteur [1.13]
  [Sakalava-Mayotte] doigt, orteil [1.405]
Mots composés 

Mis à jour le 2020/07/31