Entrée voatondro (tondro)
Partie du discours participe passé
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition anglaise pointed at [Richardson 1885]
Définition française qu'on a indiqué [Abinal 1888]
Exemples 
1Andro voafetra sy ora voatondro no iaingany. [FOFAFIPE: Rosovola, page 93]
2Anisan' ny olona voatondro ho mampiahiahy ve aho? [Andriamalala: Taolambalo, page 138]
3Tonga maraina teny amin' ilay toerana voatondro izy. [FOFAFIPE: Haivola, page 31]
4Izay nanao azy ho lehilahy no nahalany voatondro roa. [Andriamalala: Ranomasina, page 53]
5Tamin' ny andro sy toerana voatondro, hitanay i Donga. [Andraina: Mitaraina, page 255]
Citations 

Entrée voatondro (voa, tondro)
Partie du discours nom
Définition française  [Betsileo, Sakalava] (de voa : graine ; et tondro : action d'indiquer du doigt). Dactyloctenium aegyptium (L.) Willd. (Poaceae). Bonne fourragère. Ses graines étaient ramassées pour l'alimentation humaine, malgré leur petitesse, en cas de disette. [Boiteau 1997]
Vocabulaire 
Nom scientifique Dactyloctenium aegyptium

2019/08/17