|
|
|
|

Teny iditra1  atondro
Fototeny  2 tondro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-manondro: Aza ny fanondroadala no atondro zavatra rehefa manondro
5 Atodika: Aza atondronao atỳ iny basy iny sao lasa tampoka eo ny vala [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  atondro, 10 donotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12