|
|
|
|

Teny iditra 1  mifanondro
Fototeny  2 tondro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4  Zavatra tsy niainan' ny Antakay fahiny ny mifanondro molotra raha misy raharaha niaraha-nanao [2.245#82]
5  Mifampijery sy mifanondro molotra mandrakariva ireo jiolahy rehefa mihodina azy ity lehibeny voa ny an'ialahy isany, hoy ny iray [2.895#63]
Fikambanana  6  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mifanondro

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26