|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanondro
Fototeny  2 tondro
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manondro, manoro amin' ny tanana
5 Azo tondroina: Tsy mba fanondro ny fasana, hoy ny Ntaolo [1.1]

Teny iditra (2/2)6  fanondro
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Ny rantsantanana manarakaraka ny ankibe: Iza ary no lava, ny fanondro sa ny manarapoana? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 The index finger; lit. the pointer. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 l'index [1.3]
Ohatra  11  anefa mijoro teo ihany, nanalava tenda na nanilika azy tamin'ny fanondro miangentsana [1.281]
12  ilay olona manompa no manatsofoka ny ankihibehiny eo anelanelan' ny fanondrony|fanondro sy ny fanondrony|fanondro adalany [1.519]
Voambolana  13  Haiaina
Manontolo 
Anaran' akora mamorom-batana 
Kamban-teny rehetra  20  Fikambanana 3 amin' io teny io

Fivaditsoratra  fanondro, 21 fondrano

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17