|
|
|
|

Entrée1 ankibe
Mots élémentaires  2anky, 3be
Partie du discours  4 nom
Explications en malgache  5 Ny rantsana lehibe indrindra amin' ny tanana na ny tongotra [1.1]
Explications en français  6 le pouce [1.3]
Exemples  7 Na nilefaka aza anefa izy, nasainy nanao taratasy misy filazalazana momba ahy ihany aho, sady nosoniavina io no nasiana lavotondro amin' ny ankibe anankiroa. [2.4#]
8 Ny anky Ny felatanana sy ny rantsana no entina mananky, manomboka amin' ny ankibe ka miafara amin' ny ankikely, ary ny fampiasana ny anky dia ny satroka, ny hatevenan-javatra. [2.436#]
Vocabulaire  9 Biologie
Autres orthographes  10ankihibe
Synonymes  11ankihibentanana
Holonyme 
Co-méronymes 
Proverbes  19 Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  20 ankibe, 21 kabine

Mis à jour le 2025/11/02