|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manondro
Fototeny  2 tondro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manambara zavatra na olona, ny misy azy, amin' ny rantsantanana na amin' ny zavatra hafa: Nofadin' ny Ntaolo ny manondro fasana
5 Manoro, milaza: Ny rahalahinao ihany no nanondro anao ho nanao izany
6 Manamarika: Manondro amin' ny valo latsaka fahatelony ny sahazabem-pamantaranandro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to point at, to point out [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 indiquer avec le doigt; indiquer [1.8]
9 pointer du doigt [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Ohatra  10  Tsy manondro olona ho mpangalatra tsy akory aho fa mba manontany fotsiny. [2.472]
11  Tsy misy porofo na adi-hevitra izany, fa loko io ka samy manondro izay azoazony. [2.5]
12  manondro molotra izy sady mihifikifi-doha ka manao hoe: [2.996]
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  17  Fikambanana 8 amin' io teny io
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)19  manondro
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny frantsay  21 (de tondro : le doigt tendu, l'index, nom donné aux points de repère que prennent les piroguiers sur la côte, cet arbre, de grande taille, est souvent l'un de ces points de repère). Barringtonia racemosa (L.) Spreng. (Lecythidaceae).
22 Les fruits et écorces écrasés dans de l'eau servent de poison de pêche.
23 Ils sont riches en saponines triterpéniques (barringtogénines). [Sakalava, Betsimisaraka]
24 (arbre souvent planté autour des villages et qui sert aussi de point de repère). Ficus trichopoda Baker (Moraceae).
25 Fruits comestibles, écorces à fibres.
26 Le latex passe pour avoir des propriétés vulnéraires. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  27  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  30 mandrôño, manondro

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17