|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 satroka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Isam-pitafiana mandrakotra ny loha, vita amin' ny bonetra na bosoa na amin' ny karazan-javamaniry toy ny mololo, ny penjy... ary na amin' ny lamba koa aza. Arakaraka ny zavatra anaovana azy na ny bikany, ireto avy ny karazan-tsatroka lehibebe hita teto:
4 satroka ahibano, 5 satroka ba, 6 satroka bonetra, 7 satro-bory, 8 satroka harona, 9 satroka jaomalanga, 10 satroka jobo, 11 satroka kasikety, 12 satroka panama, 13 satroka penjy, 14 satroka tavimandry, 15 satroka valalamihoatra, 16 satroka fito rantsana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
17 a hat
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 chapeau
[1.8] |
| Ohatra |
19 Vao renay ny fiarakodia avy dia niampirina an-tsisin-dalana izahay rehetra ary efa nivonona hanala satroka daholo.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 37 Fikambanana 23 amin' io teny io |
| Ohabolana | 38 Ohabolana misy io teny io |
| Sary |
|
| Fivaditsoratra | 39 koartsa, 40 kosatra, 41 rotsaka, 42 satroka, 43 sokatra, 44 trosaka, 45 tsoraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|