|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : satroka | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Maro ny sola, fa ny an-tsatro-mena no izy. [2.415 #2132, 2.653 #1641]
Maro no sola, fa ny an-tsatro-mena no izy. [2.165 #2037] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Beaucoup sont chauves, mais seuls ceux qui ont un chapeau rouge sont bien respectés. [2.165]
Il y a beaucoup de chauves, mais les vrais sont ceux qui sont coiffés de rouge. [2.415 #2132] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Allusion au fait que la couleur rouge (ou pourpre) était la couleur distinctive de la famille royale. [2.165]
Plaisanterie sur le crâne rouge des vrais chauves et allusion à la pourpre royale. [2.415 #2132] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Satroka efa, ny loha nivonto. [1.147 #S24] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 3 | Satroka | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 4 | Tsy misy lehibe noho ny sinibe ; fa raha avy ny zinga, miala satroka. [2.974 #382, 2.653]
Tsy misy lehibe toa sinibe, fa raha avy ny zinga miala satroka. [2.558] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | La grande jarre est un personnage, mais quand vient le petit gobelet elle se découvre. [2.974 #382] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|