Entrée 1/2 Ohabolana Betsimisaraka
Partie du discours nom propre (titre de livre)
Explications en malgache Navoakan' i Samson Robert efa elaela ihany (tsy voalaza ao amin' ny boky ny taona). Voalahatra araka ny abidia : misy fivoasana ny teny sy ny hevitra mety tsy ho azo. [2.299]
Editions 1965. Imprimerie Tamatavienne. Largeur: 13cm. Hauteur: 20cm. Pages: 36.
Mots élémentaires ohabolana ; Betsimisaraka
Tableaux et planches Tous les titres
Illustrations 

Entrée 2/2 Ohabolana Betsimisaraka
Partie du discours nom propre (titre de livre)
Explications en malgache Navoakan' i Joël Laimijay tamin' ny taona 1961. Misy 1.145, voalahatra araka ny foto-kevitra manaraka abidia (ady, ahiahy, anatra, Andriamanitra...). Misy fivoasana ny teny sy ny hevitra mety tsy ho azo. [2.299]
Mots élémentaires ohabolana
Tableaux et planches Tous les titres

Mis à jour le 2023/06/12