Entrée 1/2 ohabolana
Partie du discours nom
Explications en malgache Teny atao amin' ohatra hilazana hevitra: oh. Vivy nanitrika ka bongo mason' ny nahiny, izay ilazana an' ohatra ny olona voan' ny nataony ihany. (jereo fitenenana) [1.1]
Explications en anglais A proverb [1.2, 1.7]
 An adage, a trite saying [1.2]
Explications en français Proverbe [1.8]
Exemples dia izany no nahatonga ny ohabolana hoe Antananarivo no mafana trano ka i Vakiniiidiana no solo tanora. [2.48]
Vocabulaire 
Synonymes fitenenana
Mots élémentaires ohatra ; volana
Titres Du Ohabolana au Hainteny
Ny Ohabolana Malagasy
Ny Ohabolan' ny Ntaolo
Ohabolana
Ohabolana Betsimisaraka
Ohabolana Malagasy
Ohabolana malagasy
Ohabolana ou Proverbes Malgaches
Ohabolana sy fomba fiteny
Ohabolana Tantsiraka
Ohabolana vaovao
Ohabolana voalamina
Tableaux et planches PROVERBES
Illustrations 

Entrée 2/2 Ohabolana
Partie du discours nom propre (livre biblique)
Explications en anglais Ohabolana: boky iray ao amin' ny Baiboly [2.996]
Explications en malgache  [1.38]
Explications en anglais Proverbs: one of the books of the Bible [2.996]
Explications en français Proverbes: un des livres de la Bible [2.996]
Vocabulaire 
Mots élémentaires ohabolana

Mis à jour le 2023/06/27