|
|
|
|

Entrée1  fitenenana (teny)
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Linguistique
Explications en malgache  4  Famoahana feo misy heviny: An' ny olombelona ihany ny titane-nana [1.1]
5  Anjara teny atao: Rakoto no nandray titane-nana taorian' ny Filohan' ny fikambanana [1.1]
6  Filazana: Nahazofitenenana izahay mba tsy hamela na an' iza na an' iza handeha eto [1.1]
7  Teny fampiasa matetika izay efa misy heviny iray andraisan' ny olona azy: Misy fitenenana iray manao hoe: "Varivarian' ny lavitra ka tsy mahita ny ambany maso" [1.1]
8  (Ny maha-samy hafa ny fitenenana amin' ny ohabolana, dia ny ohabolana misy ohatra na sarisary: Ny hoe "Vivy nanitrika ka bongo mason' ny nahiny" dia ohabolana) [1.1]
Explications en anglais  9  The act of speaking, a manner of speaking, an expression, the right to speak in a meeting [1.7]
Explications en français  10  Action de parler ; manière de parler, locution ; le droit de prendre la parole [1.8]
Exemples  11  Tsy ohabolana izany fa fitenenana. [2.285]
12  Inona no hevitrao momba io fitenenana io? [2.314]
13  Handray fitenenana alohan' izany rehetra izany ve aho? [2.245]
Titres 

Mis à jour le 2023/08/12