|
|
|
|

Teny iditra1  fisatroka
Fototeny  2 satroka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina misatroka: Mampihomehy ny fisatrok' ilay Rangahy iny fa ny tokony ho eo anoloana no ataony ao aoriana [1.1]

Fivaditsoratra  5 faritsoka, 6 firotsaka, fisatroka, 7 fisokatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12