|
|
|
|

Teny iditra1  asatroka
Fototeny  2 satroka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza ny satroka ampanaovina: Satroka harona asatroka azy fa maivamaivana ireny [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 arotsaka, asatroka, 10 asokatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12