Entrée misatroka (satroka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manao satroka [1.1]
Explications en anglais To wear a hat or other headgear [1.7]
Explications en français Porter chapeau [1.8]
Exemples 
1Indro nisy lehilahy avo vaventy efa zokiolona, zarazara hoditra, misatroka volotsangana sady manao palitao fotsy sy pataloha mainty, ary mikiraro mainty, arahin'ny mpanompo vitsivitsy. [2.324]
2Ary izay meloka amin' izao dia tsy mitafy lamba fotsy ary tsy misatroka, ary hasiana marika ny handriny. [2.48]
Morphologie 
Présent : misatroka, misatro-
Passé : nisatroka, nisatro-
Futur : hisatroka, hisatro-
Impératif : misatroha
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20