|
|
|
|

Teny iditra1  manatroka
Fototeny  2 satroka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manome (zavatra) hatao satroka: Efa nanatroka satroboninahitra fito rantsana voaravaka vatosoa samihafa anao izy (ny ray aman-dreny) dia ianao no toy izao (Ramboaniaina) [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9 manasatroka

Fivaditsoratra  10 manakòtra, manakotra, manatroka, 11 manokatra, mañokatra, 12 manotraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21