|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 sahala |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza fitoviana ara-bidy, lanja...: Mandehana amin' izao ianareo fa efa sahala izao ny anjaranareo
4 Mitovy fa tsy sahala ireto satroka roa ireto, be vidy kokoa iroa volombatolalaka iroa 5 Sahala amy...: tahaka ny, toy ny: Ny maka tsy miera dia sahala amin' ny mangalatra ihany. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 alike, the same; cf. mitovy, tahaka, toy
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 identique, même
[1.8] |
| Ohatra |
8 sahala ihany izany, hoy Zaka.
[2.5]
9 Malagasy sahala amiko avokoa ireo. [2.4] 10 Ny sandriny iray sahala amin' izao. [2.606] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 21 mifanahantsahana, mifanahatahaka, mifanakaikikaiky, mifandraidraika, mifandrindrarindra, mifanendrahendra, mifanendrihendry, mifanentanentana, mitovitovy, sahalahala |
| Mpanahaka | 22 mifanahantsahana, 23 mifanahatahaka, 24 mifanakaikikaiky, 25 mifandraidraika, 26 mifandrindrarindra, 27 mifanendrahendra, 28 mifanendrihendry, 29 mifanentanentana, 30 mitovitovy, 31 sahalahala |
| Kamban-teny rehetra | 32 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 33 sahalà |
| Sokajin-teny | 34 filaza mandidin' ny mpamaritra sahala [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
35 soyez égaux; terme par lequel on souhaite aux plaideurs qu'il n'y en ait aucun de vaincu
[1.3] |
| Teny iditra (3/3) | 36 sahala |
| Sokajin-teny | 37 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
38 antonona: vilany sahala
[Tanosy]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 39 lahasa, sahalà, sahala |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|