| Entrée | 1 mifandraidraika |
| Radical | 2 raidraika |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Misy fitovitoviana amin' ny...: Mifandraidraika amin' ny tarehin-drenibeny ny tarehin' ity zaza ity [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to lean toward each other; to resemble each other [1.7] |
| Explications en français |
6 avoir une certaine ressemblance. [1.8] |
| Exemples |
7 Nanan-janaka lahy tokana Ramiakatrarivo ka nomeny anarana mifandraidraika amin' ny azy, ary nataony hoe Ratovonarivo.
[2.587#]
8 ny tantaran' Indesoko, zanak' Itrimobe, izay mifandraidraika amin' ny an' i Samsona sy Delila voalaza ao amin' ny Mpitsara, toko faha; [2.69#] |
| Morphologie |
|
| Synonymes | 12 mifandraika |
| Anagrammes | 13 mifandaridarika, 14 mifandraidraika |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|