|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  misahala
Fototeny  2 sahala
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mampitovy torosy, manome ny tsirairay izay tokony ho anjarany; manao elanelam-panahy [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)9  misahala
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11 miady hevitra [Tambahoaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)12  misahalà
Fototeny  13 sahala
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misahala [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  15 mahasaly, 16 milahasa, misahalà, misahala

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21