|
|
|
|

Teny iditra1  safosafo
Fototeny  2 safo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tambitamby atao amin' ny tanana mandambolambo moramora mba hamalifaliana: Safosafo no mampatory an' io zaza io
5 Teny mamy feno fitiavana sady mandambolambo: Aza mihevitra ianao fa ho azonao amin' ny safosafo aho
6 Entina milaza ny firefarefan' ny fitafiana amin' ny tany na ny fanidin' ny vorona mila hikasika ny tany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 a caress, the act of stroking [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 action de caresser de la main [1.8]
Ohatra  9  safosafo loha sy tambitamby no azony [2.470]
10  Injay, tsaroany toa mangetaheta safosafo ny tenany manontolo. [2.529#102]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Mpanahaka  16  famalifaliana, 17  fanambatambazana, 18  fanejokejoana, 19  fanojikojiana, 20  fanolikolena, 21  kolikoly, 22  tambitamby, 23  tambitamby, 24  tehatehaka

Fivaditsoratra  25 fosafosa, safosafo, 26 sofasofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17