|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 safosafoina |
| Fototeny | 2 safosafo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Lambolamboina amin' ny tanana
5 Kasihina, tenenina kely fotsiny: Nosafosafoiny fotsiny ny amin' ny toe-karena, fa ny politika no noresahiny be [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be caressed, to be stroked gently
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on caresse de la main
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 12 fosafosaina, safosafoina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|