|
|
|
|

Teny iditra1  misafosafo
Fototeny  2 safosafo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandambolambo zavatra amin' ny tanana: Nisafosafo ny lohan-janany Rasoa
5 Mirefarefa: Misafosafo amin' ny tany ny moron-tongotr' akanjonao fa ampakaro
6 Vorona na fiaramanidina raha hikasika ny tany: Nahafinaritra ny nijery ilay vintsy nisafosafo teny ambony rano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to caress, to stroke or pat affectionately [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 caresser avec la main, passer la main dessus [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  13 mifosafosa, misafosafo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17