|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 kolikoly |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tambitamby misy hafetsena, fanaovana izay hahafaly mba hanambakana
4 Vola omena mpiasam-panjakana ivelan' ny karamany mba hanambatam-tiazana azy hanao zavatra ho an' ny tena manokana: Nandray kolikoly indray Rakoto 5 Tsolotra, gaina, kojikojy, kejokejo, totohondry vola, sisi-bola. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 coaxing; a bribe
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 cajolerie; pot-de-vin
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 18 kolikoly |
| Sokajin-teny | 19 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
20 Prémices de la récolte qu'il convenait d'offrir au seigneur. Surtout pour la culture du riz.
[Betsileo]
[1.196] |
| Voambolana | 21 Haizavamaniry |
| Tovy hevitra | 22 loha-voly |
| Fivaditsoratra | kolikoly, 23 lokiloky |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|