Explications en malgache |
4 Volon-doha [1.78]
5 Fanamboarana ny volo lava ho misy ampehezany telo avy, izay ampidipidirina ho toy ny kofehy, ka ireo indray dia ampifamatorina hanana endrika samihafa araka ny karazany tiana hatao: randra-madinika, randran-telo an' ila... na randranampanga, randravonkalana [1.1]
6 Karazan-drandrana sy taovolo hita amin' ny foko sasantsasany: [1.1]
7 Antaimoro: lafitrakondro, nyteloankila, tsitombotomboka, vakimanasa [1.1]
8 Betsileo: bango, bangoanakova, bangotsotra, kiary, kifetriposa, kifehaka, kihohoka, kilafitsotsy, kilafahonofotsy, kilavoahibary, kipetaka, kirazorazo, kisabokisiny, kisahondra, kitelo, kidimy, kifito, kifoloanila, kitokandalana, kivona, randranatsotra, randranketsa, rasaraka, tadimpintana, tototsongo, valalamihoatra, vombory, tsaramaha, vonkavia, volomisaona [1.1]
9 Merina: bangoankatoka, difisesy, kirozaroza, lakolosy, lambomiditra, randramadinika, tananivoho [1.1]
|