|
|
|
|

Teny iditra1  kiary
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Randram-bolo betsileo toa mihodidina manodidina ny loba toy ny fefy na valamanodidina [Betsileo] [1.1]
Voambolana  4  Fandram-bolo
Tovy hevitra  5 randrankiary
Kamban-teny rehetra  6 randrankiary

Fivaditsoratra  7 ariky, 8 irika, kiary, 9 kiria, 10 raiky, 11 riaky

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09